Teny iditra mamendrana (vendrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manokatra, mamadika ny hodi-maso
Mameraka roa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamendrana
Ny lasa : namendrana
Ny hoavy : hamendrana
Filaza mandidy : mamendràna

Teny iditra mamendràna (vendrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamendrana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20