Teny iditra malazalaza (lazalaza (laza))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: Tritriva
Ohatra 
1Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika. [2.499]
2Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/25