Teny iditra | malailay (lailay (lay)) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [1.78] | ||
Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Scratchy, itchy [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qui cause des démangeaisons [1.8] | ||
Voambolana | Fahasalamana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny malailay io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |