Teny iditra |
malady
(lady)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
kinga,
haingana
[1.78]
|
| [Sihanaka, Tanala]
haingana
[1.78]
|
| Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Quick Keen of hearing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Rapide. [1.19]
|
| Prompt Qui a l'oreille fine [1.8]
|
| Vite prêt, rapidement préparé [1.196]
|
Ohatra |
1 | Malady loatra izany fitiavana izany.
[2.895]
|
2 | Andro aingana sy malady ny Alahamady.
[1.381]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
malady
(lady)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
vetivety
[1.78]
|
|
Teny iditra |
malady
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | aretina
[1.17]
|
|