Teny iditra maka rivotra
Singan-teny maka ; rivotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Ohatra Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16