Entrée maitso akalo
Partie du discours locution
Mots élémentaires maitso, akalo
Explications en malgache enti-milaza ny taona maha-mosarena (ny vary tsy misy hototoina, fa ny ravintoto fotsiny no mahamaitso ny akalo) [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01