|
|
|
|

Teny iditra1  main-dambana
Singan-teny  2  may, lambana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  5  enti-milaza ny fonon' ny babinkatsaka hita maina, izay fambara fa efa masaka ny katsaka; ilazana ny katsaka efa antitra eo am-paniriana -- ny olona main-dambana kosa dia mahantrahantra sy tsy mitafy tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de maina : desséché et lambana : ici, les spathes qui enveloppent l'épi de maïs. Voir aussi ce mot). Nom donné aux épis de maïs, Zea mays L. (Poaceae) qui ont été desséchés enveloppés de leurs spathes. Ils sont réputés de bonne conservation. Au sens figuré : homme à toute épreuve, vieux routier, vétéran. [1.196]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny main-dambana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13