Teny iditra | maimbo lao | |
Singan-teny | maimbo ; lao | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana fofon' ny trano izay efa tsy nitoerana naharitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Musty smelling or tasting [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a une odeur ou goût de moisi [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |