Teny iditra maimbo fana
Singan-teny maimbo ; fana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fofona re amin' ny vehivavy vao terabao, na fofon' ny vary na hena nialina andro ka nohafanaina ny ampitso maraina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01