Teny iditra mahota (ota)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afaka hanao hadisoana, handika lalàna na fitsipika; mahatonga hanota [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31