Teny iditra mahadongadonga (dongadonga (donga))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Odi-tambavin-dRatialaza : mahadongadonga ny any ivelany, fa maha-botry ny ao an-trano. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahadongadonga
Ny lasa : nahadongadonga
Ny hoavy : hahadongadonga
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31