Teny iditra dongadonga (donga)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony
Mitovy hevitra: botrabotra ~ botrefona ~ dofodofotra. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra donga
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31