|
|
|
|

Teny iditra1  botrefona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sady matavy dongadonga, botrabotra, no matanjaka: Zazalahy kely botrefona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 gros, gras, énorme, puissant, bien portant [1.3]
Ohatra  5  Tsy nahare marary akory anefa ity lehilahy botrefona ity. [2.895]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7 botrefontrefona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08