Teny iditra mahadona (dona)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Sady nanatona koa moa izy rehetra, ary efa nisy nahadona ahy aza vao taitra aho. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahadona
Ny lasa : nahadona
Ny hoavy : hahadona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31