Teny iditra mafotrafotra (mafotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zava-pihinana sady tsy be rano no tsy maina, mavoamboana [1.1]
Tovy hevitra mafotra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23