Teny iditra | mafotaka (fotaka) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud. [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | famotaka, mafotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |