Teny iditra |
fotaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Mud, slime, bog [1.2]
|
| Mud [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La boue [1.8]
|
Ohatra |
1 | Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
[2.324]
|
2 | mihady dia manilika ny fotaka voahady.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
fotaka,
fotako,
fotakao,
fotany,
fotatsika,
fotakay,
fotakareo,
fotak',
fota-,
fotaky |
Tovonana : |
-potaka,
-potako,
-potakao,
-potany,
-potatsika,
-potakay,
-potakareo,
-potak',
-pota-,
-potaky |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
fotadrevo ~
fotamalemy |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fotaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
[ fôtaka ] Varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A thunderbolt. [1.2]
|
| Lightning [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La foudre [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
fotaka,
fotako,
fotakao,
fotany,
fotatsika,
fotakay,
fotakareo,
fotak',
fota-,
fotaky |
Tovonana : |
-potaka,
-potako,
-potakao,
-potany,
-potatsika,
-potakay,
-potakareo,
-potak',
-pota-,
-potaky |
|
|