Teny iditra longy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy
Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody toy ny kitsangana na ny kifolona
Mitovy hevitra: antsetra ~ katsomanta [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31