Teny iditra |
antsetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Ampemby [1.78]
|
Voambolana |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
antsetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Lefona, firombaka [1.78]
|
| Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy Honkon' ny zarandefona na angady [1.1]
|
| Angady kely fihevoana voly [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Pioche. [1.19]
|
| Binette [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
antsetra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Manga [1.78]
|
|