Teny iditra | lombombava (lomboka, vava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |