Teny iditra loko afo
Singan-teny loko ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Loko fanaovana tombo-kase, izay dorana amin' ny afo ka mitsonika mitete ary iny mitsonika iny no apetaka amin' ny valopy ho filazana fa tsy misy mahazo manokatra azy io raha tsy izay tokony hanao izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23