Teny iditra | lohatraoka | |
Singan-teny | loha ; traoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [1.1] | |
Faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Larynx [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |