Teny iditra 1/2 lelosy
Singan-teny lela ; osy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A snail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Escargot [1.8]
Ohatra Aoka hanahaka ny lelosy izay miempo eo am-pandehanana! [2.996]
Voambolana 

Teny iditra 2/2 lelosy
Singan-teny lela ; osy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de lela : langue et osy : chèvre). Ce nom désigne suivant les dialectes :
[Merina] Cynoglossum monophlebium Baker et Cynoglossum rochelia A. DC. (Boraginaceae). (déjà signalé par A. Grandidier). Le nom scientifique tiré du grec veut dire « langue de chien », coïncidence curieuse.
[Bezanozano] Dans l'Est, on les appelle plutôt mandraitsiresina.
[Betsileo] Senecio adscendens Bojer ex DC. (Asteraceae).
Voir aussi lelaosy. [1.196]
Anarana siantifika Cynoglossum monophlebium, Cynoglossum rochelia, Senecio adscendens
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/31