Teny iditra lazalazao (lazalaza (laza))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lazalazaina [fitanisana]
Ohatra 
1Lazalazao an-dRatsarahoby
ilay andriandahy kely eny atsinanan' Inamehana
[2.131]
2hoy ny vorona
lazalazao ary izay hafatrao
ary ambarao faingana izay dinika
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31