Teny iditra latsakemboka
Singan-teny latsaka ; emboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [ latsak-emboka ] An offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cotisation [1.13]
Ohatra 
1mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114]
2Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13