Teny iditra latsaka ankady
Singan-teny latsaka ; hady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Potraka an-tevana
Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [1.1]

Teny iditra latsaka ankady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] Teraka (raha alika) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28