Entrée lany andro (lany, andro)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
¶ mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana

Mis à jour le 2020/07/31