Entrée lambamena (lamba, mena)
Partie du discours nom
Explications en malgache Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a deep red-colored shroud for the dead [Hallanger 1973]
Explications en français linceul en soie rouge bordeaux [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Lasan-dRakoto ny lambamena! [Rabemolaly: Fary, page 284]
2Taloha, dia lambamena no fanaonay. [Ndemahasoa: Antakay, page 92]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31