Teny iditra | lakan-jilo | |
Singan-teny | lakana ; jilo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lakana izay samy matsilotsilo na marani-doha ny eo anoloana sy ny ao afara [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pirogue dont les deux bouts sont pointus [1.3] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Mpanahaka | lakan-jila | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27 |