Teny iditra | lafi-drihana | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Teny fotony | lafika, rihana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rairain-drihana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Solive [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Ohatra | Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana.
[2.285] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |