Teny iditra | kodàna | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Midadasika ary makadiry, malalaka (toerana na lalana) (jereo godana). [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vaste, spacieux. Voy. Godana [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |