Teny iditra | koaitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] koera [1.19] | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prostituée, pute, putain [1.60] | |
Tovy hevitra | daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôlina ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | |
Tsipelina hafa | koetra | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |