Teny iditra | mazava alina | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Prostituée, pute, putain [1.60] | ||
Tovy hevitra | daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | ||
Teny fotony | mazava, alina | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | Mazava alina | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||
Mpanoratra | Rinarasoa Estine, 1941 | ||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |
![]() |