Teny iditra |
kisina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
|
Ohatra | Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kisina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Merina]
Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196]
|
Voambolana |
|