|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kelimasesy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  peu à la fois mais souvent, comme quand on tisse [1.3#321]
Singan-teny  4  kely, masesy

Teny iditra (2/2)5  kelimasesy
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  8  Karazana voatavo izay kely dia kely ny voany. (Ny niavian' ny anarany dia toy izao: raha entin' ny olona mantsaka io voany io dia voatery miverimberina matetika misesy izy vao mahafeno sinibe) [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  Petite courge à laquelle on adapte un manche pour puisscr le l’eau [1.3#321]10  (de masesy : peu à la fois mais souvent, de façon répétée). Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Variété de courge-calebasse à très petits fruits : on leur adapte un long manche et ils servent pour puiser l'eau dans les trous quand elle se fait rare, à la saison sèche. C'est pourquoi il faut répéter souvent ce geste. [Betsileo] [1.196]
Singan-teny  11  kely, masesy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30