Teny iditra kana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Habile, rusé, roué [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra karana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra rikarikan-taolana
Kamban-teny 

Teny iditra karana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Armature, canevas [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra karaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Brisants. (rìva). [1.19]
Voambolana 

Teny iditra kana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Teny iditra Kana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An East Indian or Pakistanese [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Indien ou Pakistanais [1.8]
 Indien, Hindou [1.13]
Voambolana 

Teny iditra Karàna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Cheran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Kerân [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Kerana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31