Teny iditra kapoka omby
Singan-teny kapoka ; omby
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kapoka atao amin' ny omby, ary ilazana koa ny famelezana tsy misy fitandremana kely akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01