Teny iditra | kamaitso (maitso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny tanavavy raha mbola kely sy maitso volo izy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La femelle du caméléon quand elle est verte [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Mpanahaka | kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanavavy | |
Fivaditsoratra | kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |