Teny iditra | kabary tsy mahavery olona | |
Singan-teny | kabary ; tsy ; mahavery ; olona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Raharaha ifandaminana an-trano fa tsy entina amin' ny fitsarana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Petites affaires traitées en particulier, qui ne vont pas aux tribunaux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |