Teny iditra janjanana (janjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery
Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : janjanana, janjanako, janjananao, janjanany, janjanantsika, janjananay, janjananareo, janjanan', janjanan-, janjanam-, janjana-
Ny lasa : nojanjanana, nojanjanako, nojanjananao, nojanjanany, nojanjanantsika, nojanjananay, nojanjananareo, nojanjanan', nojanjanan-, nojanjanam-, nojanjana-
Ny hoavy : hojanjanana, hojanjanako, hojanjananao, hojanjanany, hojanjanantsika, hojanjananay, hojanjananareo, hojanjanan', hojanjanan-, hojanjanam-, hojanjana-
Filaza mandidy : janjano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05