Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
janjana
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra tsara maty paika.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
majanjana
,
mampanjanjana
,
mampifanjanjana
,
manjanjana
,
mifanjanjana
matoantenin' ny iharana :
ajanjana
,
janjanana
,
jinanjana
,
voajanjana
matoantenin' ny fameno :
anjanjanana
anarana :
fanjanjana
,
fanjanjanana
,
janjanjanjana
,
mpanjanjana
mpamaritra :
mahajanjana
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31