Entrée | isan > isaka | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao:
-- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso -- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny -- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona [Rajemisa 1985] | ||||
Morphologie |
| ||||
Entrée | isan > isaka | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en français | (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot
sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette
saka qu'on avait passé au feu :
afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires.
¶ [Bara] Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. ¶ [Mahafaly, Sakalava] Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [Boiteau 1997] | ||||
Vocabulaire | Botanique | ||||
Nom scientifique | Kalanchoe grandidieri, Poivrea grandidieri | ||||
Entrée | isan > Isaka | ||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | ||||
Explications en anglais | Isaka [Baiboly] | ||||
Isaac [Baiboly] | |||||
Explications en français | Isaac [Baiboly] | ||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | ||||
Synonymes | Isaaka | ||||
Citations | Chapitres et versets citant Isaka | ||||
Entrée | isan > isana (isa) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe relatif | ||||||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Entrée | isan > isa | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Explications en malgache | Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila ¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | one, each, every [Hallanger 1973] | ||||||||
Explications en français | est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [Abinal 1888] | ||||||||
un, chacun [Hallanger 1974] | |||||||||
Symboles internationaux | 1 I [3.1] | ||||||||
Vocabulaire | Mathématiques: arithmétique | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Analogues | iray ~ iraika | ||||||||
Tableaux et planches | Les nombres Addition Multiplication | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Articles | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||
Entrée | isan > isa | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | a number [Hallanger 1973] | ||||||||
Explications en français | nombre [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
numéro [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||||
action de compter [Abinal 1888] | |||||||||
cardinal [SLP 1986] | |||||||||
Vocabulaire | Mathématiques: arithmétique | ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Analogues | Fanisana vaovao | ||||||||
Tableaux et planches | Les nombres Addition Multiplication | ||||||||
Articles | Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Entrée | isan > isa | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [Rajemisa 1985] | ||||||||

![]() |