|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  irotra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: zaitra
Fanazavàna teny frantsay  4  espèce de soie indigène teinte en noir [1.3]

Teny iditra (2/2)5  irotra
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12  Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra [1.1]
Tovy hevitra  13  iritra

Fivaditsoratra  14  irotra, oritra, riotra, roitra, triaro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31