Teny iditra | iritra | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' iritra [1.1] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Tsipelina hafa | irotra | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |