Teny iditra | io | ||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | That; plur. ireo [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Celui-là; plur. ireo [1.8] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |