Teny iditra | intsy | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1] | |
Teny iditra | intsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196] | |
Anarana siantifika | Afzelia bijuga, Intsia bijuga | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | intsy, tsiny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |