Teny iditra indray mitono valala
Singan-teny indray ; mitono ; valala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In a moment ; lit. as long as the frying of a locust. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23