Teny iditra | indray maka | |
Singan-teny | indray ; maka | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Once ; lit. one fetching. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Littéralement: aller d'un seul coup; une fois [1.3] | |
Fanazavàna teny anglisy | Once, one time [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Une seule fois [1.8] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |