Teny iditra indray mahamasa-patsa
Singan-teny indray ; mahamasaka ; patsa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes. Environ un quart d'heure. [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23