Teny iditra | ikala ratsy | |
Singan-teny | Ikala ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1] | |
Ohatra | Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory.
[1.223] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |